|
|
|
|

Teny iditra1 mamy hoditra
Singan-teny  2mamy, 3hoditra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tiam-bahoaka, tian' ny mpiara-monina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6popular. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7populaire, bien aimé. [1.8]
Ohatra  8 Mpanjaka lehibe mamy hoditra tamin'ny vahoakany Ravahiny. [2.508]
Tohi-kevitra  9mangidy hoditra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02